|
|
|
|

Teny iditra 1  polopolorina
Fototeny  2 pololotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Tsy fampiasa raha tsy amin' ireto fomba fiteny ireto: Tsy hita polopolorina: tsy mety ho hita na manao ahoana na manao ahoana; tsy taka-polopolorina:lalina tsy voasain-tsaina, tsy misy fetra, tsy misy farany [1.1]
Ohatra  8  Tsy hain' ny fandinihana arahi-maso, fa tahaka ny vikina niampita avy amin' ny tsy taka-polopolorina. [2.296#]
Mpanahaka  9  tsy taka-pesipesenina
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how polopolorina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22