|
|
|
|

Teny iditra 1  polesina
Fototeny  2 poly
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Poriporetina, fozafozaina amin' ny rantsantanana: Raha polesina ny ravin-drambiazina, mandraraka fofona manitra [1.1]
Tovy hevitra  9 polena
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how polesina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22