|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 poahana |
| Fototeny | 2 poaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Tifirina: Nopoahany basy ny alikany ka maty
9 Torahana, tsipazana: Aoka hopoahako vato io vorona io 10 Asiana: Tsy manaiky aho fa nopoahan' ny zokin' ialahy totohondry ny zandriko 11 Latsahana: Nopoahan' ny mpanao behariva ny paisonay ka najifa 12 Natao amim-pahaizana, am-paharisihana: Nopoahany ny tsianjery ka vaky vava daholo ny olona rehetra nanatrika [1.1] |
| Ohatra |
13 Nony efa vita ny velirano dia no poahana basy iray vava ireo fomba ireo.
[2.48]
|
| Fivaditsoratra | 14 anapaho, poahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|