Teny iditra | pisoroky > fisoroka (soroka) | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina misoroka, manala tany na ahitra amin'ny angady, izay asosa tsy dia lalina loatra ny vohony, na fomba entina midify na miala mialoha amin'ny... Azo sorohina [1.1] | |
Teny iditra | pisoroky > fisoroka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] Harato atoraka (époussette) [1.78] | |
Fivaditsoratra | farisoko, fisoroka |
Teny iditra | pisoroky > fisoroky | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Anaram-borona [1.78] | |
Voambolana | Haibiby: vorona | |
Fivaditsoratra | fikorosy, fisoroky |