|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  perana
Fototeny  2 petra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Rarana, sakanana: Pero mafy ny zanakao tsy hilalao eo amoron-tevana [1.1]

Teny iditra (2/2) 9  perana
Fototeny  10 petra
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  12 Hafatrafarana: Nopeperan-drainy izy hanao fasana
13 Didiana: Nopeperan' ny fanjakana tsy hisy vola hivoaka any ivelany [1.1]
Tovy hevitra  14 peperana

Fivaditsoratra  15 pañare, 16 pañera, perana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22