Teny iditra pepipepy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fivezivezena mankatsy mankaroa noho ny hatairana na haverezan-tsaina ka tsy mahita izay hatao na haleha.
Mitovy hevitra: papapapa ~ pempena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Same as pempena [1.2]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31