Teny iditra pentimpentina (pentina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Loto kely mipetaka amin-javatra: Tsy mahatondra io lamba rakotra pentina io aho
Tsiny na hadisoana kely maivana: Ny fanahy tsisy pentina ihany no hahazo hiditra any an-danitra avy hatrany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Tache, défaut. Action de barbouiller [1.5]
Sampanteny 
Tovy hevitra pentina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20