Teny iditra pejy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ila takelaka amin' ny taratasy na boky; takila: Jereo amin' ny pejy faharoa amby valopolo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A page of a book [1.2]
 A page in a book, etc. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Page [1.8]
Ny fihaviany Anglisy: page.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31