Teny iditra patrapatrahana (patrapatraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona na zavatra ianjerana vongan-drano: Nialoka teo ambody hazo iray izahay ka nopatrapatrahan' ny orana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : patrapatrahana, patrapatrahako, patrapatrahanao, patrapatrahany, patrapatrahantsika, patrapatrahanay, patrapatrahanareo, patrapatrahan', patrapatrahan-, patrapatraham-, patrapatraha-
Ny lasa : nopatrapatrahana, nopatrapatrahako, nopatrapatrahanao, nopatrapatrahany, nopatrapatrahantsika, nopatrapatrahanay, nopatrapatrahanareo, nopatrapatrahan', nopatrapatrahan-, nopatrapatraham-, nopatrapatraha-
Ny hoavy : hopatrapatrahana, hopatrapatrahako, hopatrapatrahanao, hopatrapatrahany, hopatrapatrahantsika, hopatrapatrahanay, hopatrapatrahanareo, hopatrapatrahan', hopatrapatrahan-, hopatrapatraham-, hopatrapatraha-
Filaza mandidy : patrapatraho

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05