Teny iditra | orin > orina | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fanatsatohana; fananganana trano, vohitra, taozavatra samihafa; fametahana zavatra ho mafy; fiandoham-pikarakarana amin' izay atao [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [1.2] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Action de planter, de fixer dans la terre, de bâtir, de construire, de se fixer en un endroit [1.3] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||
Teny iditra | orin > orina (otra) | ||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza faritra iray amin' ny tena, na ny tena manontolo mihitsy, izay safoina sady tsindriana amin' ny tanana ampandehandehanina mba hampahalefadefaka ny hozatra [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be massaged, to be rubbed [1.7] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on frictionne, qu'on masse, qu'on fait passer et repasser entre les mains [1.3] | ||||||||||||
Qu'on masse, qu'on frictionne [1.8] | |||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||
Teny iditra | orin > orina (ory) | ||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao izay hampahantra azy; botrina [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on appauvrit, qu'on rend malheureux [1.3] | ||||||||||||
Fivaditsoratra | anory, arony, irona, orina, ranoy, riano, riona, roiña |