Teny iditra | orim-bintana | |
Singan-teny | orina ; vintana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Ohatra | fa ny mpanandro izay mahalala ny orim-bintana amy ny vazantany efatra, na ny orim-bintana amy ny lanitra, na ny orim-bintana amy ny omby, na ny orim-bintana amy ny vorona, na ny orim-bintana amy ny faditra ifadirana sy ny sorona isoronana, na ny filazana ny soa sy ny ratsy manjo ny olona amy ny tononandro nahaveloma'ny:
[2.48] | |
Fivaditsoratra | orim-bintana, tambirônina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/08 |