Teny iditra | ombona | |||||||||||||||
Sokajin-teny | Tsy lazaina | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fiarahana amin' izay atao; fiaraha-mikambana. [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Compare imbona, rimbona. [1.2] | |||||||||||||||
To be shared, to be done together [1.7] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on partage, qu'on fait ensemble [1.8] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |