Teny iditra | ombilahindrano | |
Sokajin-teny | anarana | |
Ohatra | biby goavambe toy ny ombilahindrano, sy vorona vaventy toy ny epiorinisy no nonina tamin' ireny ala ireny.
[2.113] | |
Voambolana | Haibiby: mampinono | |
Teny iditra | ombilahindrano | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka Atsimo, Taisaka] Dombeya sp. (Malvaceae) ; plusieurs dombeya sont appelés ombilahiala. L'espèce qui nous occupe est distinguée parce qu'on la trouve surtout au bord des eaux. [1.196] | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Nohavaozina tamin' ny 2022/05/29 |