Teny iditra | ombako | |
Sokajin-teny | tenim-piontanana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Mbay lalana! [1.78] | |
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] A word for mbay lalana [1.2] | |
Ohatra | Ombako tsy mahazaka aminao tokoa a Rangahy ny tsiny.
[2.245] | |
Teny iditra | ombako (omba) | |
Sokajin-teny | anarana ombana sy mpisolo | |
Fivaditsoratra | akombo, amboko, ombako |
Nohavaozina tamin' ny 2022/05/01 |