Teny iditra odre
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza figagana, fahatairana: Odre! fahalavoana re izany! [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Indicating surprise or admiration, oh my! [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Exprime l'étonnement ou admiration [1.8]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31