Teny iditra ny ela mahareroy
Singan-teny ela ; mahareroy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ny fitoerana amin' ny toerana iray ela be na ny fiasana amin' ny zavatra iray maharitra dia mahatonga tsy hahomby intsony (mampifankazatra fatiatra ny ela niarahana ka mahatonga tsy hifanaja fa mifanao "re roy") [1.1]
Ohatra Fa ny ela, mahareroy. [2.245]
Mpanahaka  ny ela maharay roa

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/03