Teny iditra njolaina (njola)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Jerena vilana, sompirana: Nonjolainy aho kanefa tsy inona ratsy nataoko azy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : njolaina, njolaiko, njolainao, njolainy, njolaintsika, njolainay, njolainareo, njolain', njolain-, njolaim-, njolai-
Ny lasa : nonjolaina, nonjolaiko, nonjolainao, nonjolainy, nonjolaintsika, nonjolainay, nonjolainareo, nonjolain', nonjolain-, nonjolaim-, nonjolai-
Ny hoavy : honjolaina, honjolaiko, honjolainao, honjolainy, honjolaintsika, honjolainay, honjolainareo, honjolain', honjolain-, honjolaim-, honjolai-
Filaza mandidy : njolao

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05