Teny iditra | ngozo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Hoditr' omby [1.1] | |
Tsipelina hafa | ngozy | |
Mpanahaka | Soratr' omby | |
Teny iditra | ngôzo | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Mahafaly] Osa, tsy salama [1.78] | |
Fivaditsoratra | ngozo, zongo |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |