Teny iditra | ngenongenona | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Menomenona, teny an' orona, ngonongonona noho ny tsy fahafaliana, tsy fahafaham-po [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Same as menomenona [1.2] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |