Teny iditra Nasturtium
Sokajin-teny anarana
Anarana ara-paritra 
Nasturtium barbaraeoides anandranombohitra
Nasturtium barbareaefolium akondrojaza, anafisaka, anambolobotombahiny, anampisaka, ananakondro, anapetaka, tomoa
Nasturtium barbareafolium akondrojaza, anapisaka
Nasturtium barbareifolium kimalao, kimalaogasy, napetaka
Nasturtium millefolium anantsingitakely, tsingita
Nasturtium officinale anandrano
Ohatra izany hoe: Nasturtium barbareeefolium no tena anaran' ny zava-maniry, ary Baker no anaran' ny olona namorona ny anarany. [1.357]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/21