Teny iditra | nalamoka > alamoka (lamoka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Entina mandamoka na mahatonga ho tofoka, boboka: Tsy tia mofo intsony io zaza io fa mofo folo no nalamo-jokiny azy [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | alakamo, alamoka |