|
|
|
|

Teny iditra 1  mpanamasina
Fototeny  2 masina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Ny mpanamasina azy hatramin' izao andro izao, dia milaza ny sira ho "sakay mamy" rahefa tonga ny fotoam-pijoroana, fa tsy mifady sira velively. [2.5#33]

Fivaditsoratra  8 mampisañaña, 9 manasampina, manasampìna, mpanamasina

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/06