Teny iditra | mpanabe (be) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ireo olona mpampianatra ny ankizy sy mpamolavola ny toetra amam-panahiny: Tokony hahay hankasitraka ireo mpanabe azy ny ankizy rahatrizay [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | éducateur, éducatrice [1.5] | |
Zanakanarana | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08 |