Teny iditra | mpahay lalàna | |
Singan-teny | mpahay ; lalàna | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ireo mpitsara sy mpiaro eo amin' ny fitsarana, izay efa vita fianarana ambony momba izany [1.1] | |
Tovy hevitra | olona mahay lalàna | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/16 |