|
|
|
|

Teny iditra (1/7) 1  moty
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Motika
4 Mokony madinika [1.1]
Fikambanana  5  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how moty

Teny iditra (2/7) 6  moty
Sokajin-teny  7  anarana
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  9 Kitsambony miraikitra amin' ny kofehy na amin' ny lamba, romoromony: Tapaho any ireo motiny kely amin' ny lambanao ireo fa maharatsy tarehy azy
10 Ny mifaingoka kely amin' ny fintana na ny vy fanaovana korise na ny rambon' ny bibikely mpanindrona toy ny maingoka [1.1]
Tovy hevitra  11 motiny

Teny iditra (3/7) 12  moty
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14 tsilo na somo-bary [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  15 filet de riz [1.13]
Voambolana  16  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny

Teny iditra (4/7) 17  moty
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny malagasy  19 Karazam-borona [1.1]
Voambolana  20  Haibiby: vorona

Teny iditra (5/7) 21  moty
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny malagasy  23 [Antesaka+Sihanaka+Tanala] tai-maso [1.78]
24 Tai-maso fotsy miraikitra eo antsisi-maso [1.1]
Tovy hevitra  25 mote
Fikambanana  26  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny how moty

Teny iditra (6/7) 27  moty
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny frantsay  29 [Tanosy] (Probablement de motika : qu'on réduit en petits morceaux). Chadsia grevei Drake (Fabaceae). Les racines réduites en menus fragments et écrasées avec de l'eau, servent à préparer un poison de pêche. [1.196]
Voambolana  30  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (7/7) 32  moty
Sokajin-teny  33  anarana
Fanazavàna teny frantsay  34 [Taisaka] Nom donné à plusieurs carissa (Apocynaceae) dans le Sud-Est. [1.196]
Voambolana  35  Haizavamaniry
Fikambanana  36  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how moty

Fivaditsoratra  37 mito, moty

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22