|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  mivovo
Fototeny  2 vovo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 (alika) mikiakiaka mitady hanaikitra na hampitahotra: mivovò ny mpandalo ity alika ity [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to bark [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 aboyer [1.8]
Ohatra  10  Ny alika handramatra tsy mivovo. [2.347#72]
11  aza tsy mahavely vava amboa mivovo. [2.285#]
12  Niverina izy ireo ka nolazainy fa misy olona miteniteny sy alika mivovo ao. [2.588#]
Voambolana  13  Feo 14  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Teny iditra (2/3) 15  mivovo
Fototeny  16 vovo
Sokajin-teny  17  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
18  Ny ankehitriny :
19  Ny lasa :
20  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  21 manao an-kasomparana, mankahala, manao an-dolompo [1.1]

Teny iditra (3/3) 22  mivovo
Sokajin-teny  23  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  24 [Antesaka] mitsikilo, mitily [1.78]

Fivaditsoratra  mivovò, mivovo

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13