|
|
|
|

Teny iditra 1  mivontirika
Fototeny  2 vontirika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 (maso) Miseho ho avo noho ny manodidina mova tsy ny hivoaka ny taola-maso: Nivontirika ny masony no niteny izany izy ka natahotra aho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to be glassy-eyed, to be pop-eyed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 avoir les yeux en saillie [1.8]
Voambolana  10  Fahasalamana
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21