|
|
|
|

Teny iditra 1  mivohitra
Fototeny  2 vohitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mibontsina, kibotaina: Andry mivohitra
9 Mibokitra, mivohon-tsotro: Mivohitra ny arabe eto ho eto [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to swell, to bulge [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 être bombé [1.8]
Ohatra  12  Hila tsy hisy fiavahana amin' ny saokany intsony ny tendany ary mifaninana mivohitra amin' ny mokon-dohany ny vozony. [2.470#153]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny how mivohitra

Fivaditsoratra  14 mihavotry, 15 mihovitra, mivohitra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20