|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mivika |
| Fototeny | 2 vika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Mipitsoka, mioritra, folaka: Nianjera i Koto ka nivika ny hato-tongony
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 to be sprained, as an ankle
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 être entorsé, comme la cheville
[1.8] |
| Voambolana | 10 Fahasalamana |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 12 mivaky, mivika |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|