|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mivihivihy
Fototeny  2 vihivihy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mangovitra, mipararetra noho ny hatsiaka: Omeo akanjo haingana io zaza vao avy nampandroina io fa mivihivihy erỳ ity izy [1.1]

Teny iditra (2/2) 8  mivihivihy
Fototeny  9 vihivihy
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11 [Antambahoaka] mibanjina [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20