|
|
|
|

Teny iditra 1  mivezimbezina
Fototeny  2 vezimbezina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mivembèna, mitsivembena; mirondròna, mirepirepy: Jereo kely ange ity olona mamo fa mivezimbezina eran' ny arabe e! [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20