Teny iditra mive
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka, Taisaka, Tambahoaka, Tanosy] Mivoy [1.78]
  [Bara] Mirona, mihilana, mievona, mivoy [1.78]

Teny iditra mive (ve)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Miverina [1.78]

Teny iditra mive
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka, Tanosy] Mievina [1.78]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31