Teny iditra | mivava (vava) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mitriatra, mitresaka: Efa manomboka mivava sahady ny rindrin' ny tranonareo [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be opened, to crack open [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | être béant; se fendiller; être lézardé [1.8] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | mavavy, mivava |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |