Teny iditra mivarotra (varotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao varotra: Mivarotra no antondraharahany
Manakalo zavatra vola: Mivarotra anana Rasoa [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivarotra
Ny lasa : nivarotra
Ny hoavy : hivarotra
Filaza mandidy : mivarota
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20