|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mivaona |
| Fototeny | 2 vaona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Tsy mandeha mahitsy: Mivaona ity hazo fisaka ity izany
8 Mandeha any amin' ny tsy izy: Mivaona izany resatsika izany [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to warp; to turn aside from the mark
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 être tordu; se détourner, rater la cible
[1.8] |
| Fikambanana | 11 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mivaona |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 maivano, 14 manavoy, 15 mañovay, 16 mavoina, 17 miavona, miavòna, mivaona, 18 mivoana, 19 voamany |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/07 |
|