|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mivanivany
Fototeny  2 vanivany
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mihomehy na mitsiky somary maneso kely [1.1]

Teny iditra (2/2) 9  mivañivañy
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11 [Tanosy] mitsiky [1.78]

Fivaditsoratra  mivañivañy, mivanivany

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14