|
|
|
|
Teny iditra
1
mivalangidina
Fototeny
2
valangidina
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny
4
Ny ankehitriny :
mivalangidina
5
Ny lasa :
nivalangidina
6
Ny hoavy :
hivalangidina
Fanazavàna teny malagasy
7
Mianjera, mikodia amin' ny tany
8
Rava harena ka mikodingy
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20