|
|
|
|

Teny iditra 1  mitsoriaka
Fototeny  2 tsoriaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mikoriana: Mahafinaritra aoka izany ny mijery ny loharano mitsoriaka avy any anaty ala any
9 Miriotra, mimaona: Mitsoriaka eny amin' ny habakabaka ny tselatra
10 Mandady mandeha haingana: Nisy bibilava nitsoriaka teo anaty ahitra tao
11 Mikorisa: Tsy mitsoriaka tsara ity vatasarihana ity
12 Mandositra manao tsoa-pe: Nitsoriaka ohatra ny saka ny adala raha vao nahita ahy [1.1]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mitsoriaka, 14 tsimiroaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21