|
|
|
|

Teny iditra 1  mitsiratsiraka
Fototeny  2 tsiratsiraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Misy tsirany na kirany: Mitsiratsiraka mahafinaritra ireto voninkazo ireto
8 Be hozatra mivanditra: Aza mividy hena mitsiratsiraka fa manahirana ny mitoto azy amin' ny fitotoan-kena
9 Misaratsaraka tsara fa tsy mitambatambatra, mifatsifatsy: Mitsiratsiraka tsara lahy izany vary izany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 avoir des nervures nombreuses et bien visibles (en parlant d'une feuille) [1.196]
Tovy hevitra  11 mitsiraka
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22