Teny iditra | mitsipandy | |
Sokajin-teny | Tsy lazaina | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Manisy tsipindy, mitsipindy, mikapoka amin'ny rantsan-tanana mivonkina ka atsotra tampoka [1.78] | |
Tovy hevitra | mitsipendy | |
Fivaditsoratra | mipindatsy, mitsipandy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |