Teny iditra | mitsakitsaky (tsaky) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mihinana tsakitsaky [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Teny iditra | mitsakitsaky (tsaky) | ||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tsy mbola masaka tsara ka somary mafimafy. [1.1] | ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/25 |