Teny iditra mitono aina
Singan-teny mitono ; aina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Minia manao an-kasahiana ny zavatra mety hahafaty; tsy miraharaha ny ho faty mba hahazoana zava-tsoa iray kendrena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To risk one's life, to make life as worthless as a lost nail. [1.2]
 To risk one's life [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Risquer sa vie [1.8]
Ohatra Kivy izahay, fa tsy naharaka intsony, satria hitanay, fa mitono aina foana izany. [2.324]
Tovy hevitra manao aina tsy ho zavatra ~ mivarotra aina

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19