Teny iditra | mitondro | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Mifidy, mandatsa-bato: Ampañalao Rasamesoamalaza fa i ro tsinondro hañahy an'Ankose añy foneñatsiedèhana (Ampanalao Rasamisoamalaza fa izy no voafidy hifehy an'Ankosy any Fonenantsidehina) [1.78] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |