|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  mitomboka
Fototeny  2 tomboka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Misy kase, misy marika natao tamin' ny vy mahamay matetika: Valopy tsy mitomboka ity. / Mitomboka ny tarehiny
9 Isaina, heverina ho toy ny izy ihany: Mitomboka ihany ny andronao raha marary ianao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 sceller, apposer un cachet [1.8]

Teny iditra (2/3) 11  mitomboka
Fototeny  12 tomboka
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
17  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  18 Mamaky bainga amin' ny angady [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  19 to stab; to pierce [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  20 donner un coup de bêche ou de lance [1.8]

Teny iditra (3/3) 21  mitomboka
Fototeny  22 tomboka
Sokajin-teny  23  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
24  Ny ankehitriny :
25  Ny lasa :
26  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  27 Miandoha: Mitomboka rahampitso ny vakansy (ny fiteny matetika anefa amin' io hevitra io dia ny hoe: miantomboka, na manomboka) [1.1]

Fivaditsoratra  28 matomboky, mitomboka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20