Teny iditra | mitilitily | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Mitazantazana: Aveno tsara io somondrara io fa mitilitily ny janakao, tsy añona an'io (ambeno tsara io tovovavy ratsy taiza io fa mitazatazana ny zanakao) [1.78] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |