Teny iditra |
mitata
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Mahafaly]
Mikepoka, manamasina [1.78]
|
|
Teny iditra |
mitata
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
Mitsodrano, miantso ny razana Misorona [1.78]
|
| [Mahafaly]
Mitsondrano [1.78]
|
| [Tanosy]
Miantso razana [1.78]
|
|
Teny iditra |
mitata
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
Mivavaka (raha jentilisa) [1.78]
|
|
Teny iditra |
mitatà
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Mitsapatsapa [1.78]
|
|
Teny iditra |
mitata
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Manangona [1.78]
|
|