|
|
|
|

Teny iditra 1  mitalaho
Fototeny  2 talaho
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mangataka arahim-piangaviana fatratra, mangataka mafy, miambezo, mitampesona: Nitalaho tamiko izy mba horaisiko ny zanany
9 Mangata-pitahiana amin-Janahary ho ana marery, olona' ndeha hivahiny...: Mitalaho aminao izahay, ry Tompo, mba sitrano ny zanakay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to entreat, to beg earnestly [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 prier, supplier [1.8]

Fivaditsoratra  12 Hamolita, mitalaho, 13 motalahy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20