|
|
|
|

Teny iditra 1  mitakalo
Fototeny  2 takalo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mivarotra zavatra antsinjarany toy ny vary, sira [1.1]
Ohatra  9  mitakalo amin' izany ny korana ka samy mamoaka ny vetsovetsony. [2.470#8]
10  Iray mitakalo arivo izany? [2.5]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 maty loka, 13 milotaka, mitakalo, 14 mitolaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21