|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mitahy
Fototeny  2 tahy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 [Antesaka] manampy [1.78]
9 [Tanala] manampy: Aja mañano rañavavy tahi-mitañy ijy ombaña koa ñ'mañenga takoboke (aza manao fafotsibe omba-mitomany ka izy ampiana indray ni mibata vilany) [1.78]
10 Manampy, mamonjy: Nitahy azy marina Andriamanitra tamin' ny fahafahany teo ampelatanan' ny fahavalo [1.1]
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mitahy

Teny iditra (2/2) 12  mitahy
Fototeny  13 tahy
Sokajin-teny  14  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  15 to bless [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  16 bénir [1.8]
Fikambanana  17  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how mitahy

Fivaditsoratra  18 mahity, mitahy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20