Teny iditra misotro tsilaky
Singan-teny misotro ; tsilaky
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Vonona na sahy hanao zavatra tsy matahotahotra na menamenatra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : misotro tsilaky
Ny lasa : nisotro tsilaky
Ny hoavy : hisotro tsilaky

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10